vendredi 23 novembre 2012

4x4 qui carbure à l'eau !

Misy ny milaza hoe raha ohatra ka azo asolo ny solika ny rano, tsy efa hitan'ny Grand Constructeur ve izany?
Eny tokoa, efa hitany ,ary efa ela ,saingy tsy afaka mamokatra fiara toy izany izireo satria manimba ny tombotsoa mihoapapana azon'ireo namany izay mpivarotra solika izany,

Mercedes Ener-G Force
ity eto amin'ny sary ity izao dia 4x4 Mercedes izay mandeha amin'ny RANO (2012) kanefa ny orinasa PEUGEOT ihany koa dia efa namokatra fiara toy izao saingy ..... naleony najanona (efa fantatrao ny antony), 


Mercedes présente au salon de Los Angeles, un concept 4x4 qui carbure à l'eau !
Son moteur fonctionne sous le principe de l'électrolyse. Il n'a donc besoin que d'un peu d'eau et d'électricité.

Une façon de réconcilier pratiquants de loisirs verts et écologistes.

source:http://fr.cars.yahoo.com/photos/mercedes-ener-g-force-slideshow/mercedes-ener-g-force-photo-343370254.html

mercredi 21 novembre 2012

HHO Chez la Radio Tana , émission B-louh

Zoky Andry le Prèmier responsable et formateur du projet HHO Madagascar eté invité par l'émission B-louh de la Radio Tana....
Zoky Andry et le HHO chez la Radio Tana
Zoky Andry

jeudi 15 novembre 2012

Le système HHO à la une de l'observateur

Nivoaka à la une tao amin'ny gazety L'observateur ny HHO tamin'ny alalan'ny interview
hoan'izay tsy afaka nividy ilay gazety dia ity ny sarin'ny 1ère page