vendredi 11 mars 2016

HHOMADA sur Kolo TV, Zoky Andry

2012- 2016, efa ho efatra taona izao no namoahana ny HHO eto mada, ireto manaraka ireto avy ireo sary voahangona mikasika ireo vokatra natao, betsaka ireo tsy azo sary fa izay voatahiry no asehoko eto,





ity manaraka ity kosa ny video , izay nandeha tamin'ny Vaovao Kolo TV, Fevrier 2016, nametahana HHO tamin'ny moto lehibe anakiray 


Zoky Andry - Andrilaza RAMAMBASON 0345585522 Madagascar - Antananarivo