lundi 28 janvier 2013

FITAOVANA MAMADIKA NY RANO NO FANAMPIN NY CARBURANT - FORMATION

Mety mirehitra ny rano! ary hampianarinay anao ny fanatanterahana izany!
Fitaovana mamadika ny rano ho solika fandrehitra na ho fanampin'ny CARBURANT
  • Toeram-piofanana:
    EPP 67HA SUD- Akaikin\'ny FLM 67ha? ARRET BUS POSTE 67ha
    Raha te hiresaka mivantana,Tapez Zoky Andry sur facebook
    Tsy tsaho ity fa tena marina!!!

    • Ny fiofanana manaraka:  5ème promotion 
  • daty: alahady 03 sy 27 Fevrier 2013 izao 
  • @ 14h hatramin'ny 17h

Lohahevitra: TARI-DALANA FIOFANANA FANAMBOARANA NY FITAOVANA SAROBIDY afaka MAMADIKA ny RANO ho fanampin’ny CARBURANT (na essence na gasoil mety avokoa), 
  • Mety hanaovana soudure à gaz, mety hatao fitaovana fandrahoana sakafo...
  • Faharetan’ny fiofanana: in-droa alahady (adiny 3 indroa)
SARANY
1ère séance 75 000fmg
2ème séance 25 000fmg (tsy voatery hanatrika ny 2ème séance ianao)


Inona avy no ho azon'ny mpiofana?
 -Hisy fiche technique + CD vidéos hozaraina
-Antsoy ny 33 14 764 43 raha mila fanazavana fanampiny ianao ,
- na tongava mivantana amin’ny andro fiofanana - @ 14h

jeudi 17 janvier 2013

Voka-pikarohana mahavariana ! porofo mivaingana !!

Rakotomamonjy Salohy Fenosoa (mipalitao mainty) sy ny mpanabe nanampy azy,  mampiseho ny voka-pikarohana
Ny gzety ao raha no nitatitra ity vaovao vao mafana ity, toy izao ny filazany azy 
"....Mikaroka ny mpianatra malagasy. 16,50/20 miampy ny fanamarihana «Tena tsara», avy amin’ny mpitsara, no naotin-dRakotomamonjy Salohy Fenosoa, teny amin’ny LTP Alarobia, omaly. Tohin’ny fampahafantarana ny voka-pikarohana nataony, ho famaranana ny taona faharoa lalam-piofanana «génie électrique», ka nahazoany ny mari-pahaizana «Brevet de technicien supérieur» io.

Nisongadina tamin’ny voka-pikarohany ny fahafahana mampihena hatramin’ny 60% ny fandaniana solika ho an’ny fiarakodia sy hiarovana ny tontolo iainana. «Karazana fitaovana antsoina hoe «modulateur d’impulsion» no namboarina, nanaovana ny fikarohana. Ahazoana mibaiko ny rianaratra, hanairana ny fitambarana rano sy pôtasiôma hamokarana entona izy io»,
hoy ny fanazavan’i Salohy.

Source texte et photo: "Ao raha"