FORMATION

 TOUT SIMPLEMENT : 1 L d'eau de pluie se transformera en2 000 L de mélange gazeux (2 volumes de dihydrogène H2 et 1 volume de dioxygène O2)

Le courant provenant de votre batterie produit l'électrolyse grâce à des électrodes en acier inoxydable, plongées dans l'eau de pluie additionnée de bicarbonate de sodium en très faible quantité (c'est ce qui rend l'eau conductrice du courant)  Les générateurs H2O peuvent être installés sur n'importe quel type de moteurs (diesel, essence, GPL)

permet d'économiser entre 25 % et 50 % de carburant classique, en branchant simplement le générateur à votre batterie et en ajoutant de l'eau tous les 1 000 à 1 200

Miakatra hatrany ny vidin’ny solika !

 FIOFANANA ETO ANTANANARIVO 4ème PROMOTION Systeme HHO RANO Atao fanampin’ny SOLIKA Ho anao mpampiasa solika , mpitondra fiara, mécanicien sns!!! TARI-DALANA MIKASIKA NY FANAMBOARANA FITAOVANA SAROBIDY Izay mamadika ny RANO Ho Gaz Combustible Azo atao fanampin’ny solika!! 10% à 50% d’économie, C’est possible ! Fiofanana hanomezana ireo teknika TSIAMBARATELO sy tari-dalana entina mamadika ny RANO ho fanampin’ny CARBURANT – Mampihena ny consommation !! Andiany fahaefatra isika izao Alahady 09 sy 16 Décembre izao @ 1ora hatramin’ny 5 ora tolakandro. Tongava mivantana ao amin'ny EPP 67ha Atsimo (arret bus = poste 67ha)
HISY DOCUMENTS + CD VIDEOS HOZARAINA @ MPIOFANA
RAHA MILA FANAZAVANA FANAMPINY ANTSOY NY 033 714 764 43







8 commentaires:

  1. Fampandrosoana v? Fantatro fa mandeha io ary tena mety tokoa satria za koa mba mampiasa. Nefa aoka mba ho zaraina maimaipoana toy ny nakanao azy maimaimpoana.Forum ho an'ny fanatsarana no tokony hatao (qualité, rendement et dimension)satria fantaro fa azo atao tsara ny mampandeha scooter @ rano tanteraka.

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. tena mitovy hevitra aminao aho ry Herimalala, ny hoe tokony hozaraina maimaim-poana ilay izy, saingy efa nanao "maimaim-poana" izahay tany amboalohany saingy lasa sakana hoan'ny olona ilay izy satria tsy nino ny olona, raha mandeh io tsy ho maimaim-poana hoy izireo, alaivo an-tsaina fa olona 1 no tonga tamin'io formation io natao "maimaim-poana", nasianay "lanjany" na valeur ilay formation ka izay no hitanay fa nahatonga ny olona ho resy lahatra hamonjy ilay izy ankehitriny!

      Supprimer
  2. Tsy nahatratra le formation aho nefa interessé de mety misy vahaolana ve
    Nareo koa ve mety afaka manao test @ fiarako ohatra.

    RépondreSupprimer
  3. Toa tsisy mamaly akory le blog ty zany

    RépondreSupprimer
  4. Bjr Smam, Nohon'ny fangatahan'ny maro, dia lasa ho isaky ny alarobia @ 2 ora , ao am CEG 67ha Andrefana (ambadiky Ny Hava) dia misy ny formation HHO , Tsy mbola mivarotra fitaovana izahay , fa ny mpiofana no efa misy mivarotra, mbola eo amin'ny dingan'ny fanaparitahana sy fanofanana aloha izahay izao. 75 000fmg ny droit de formation amin'izao fotoana izao, fa mety hiakatra avo roa heny izy io atsy ho atsy nohon'ny antony "serasera"

    RépondreSupprimer
  5. Bjr
    Misaotra @le infos. Isaky ny alarobia ve zany misy foana. Alarobia 12/06/13 zao ve misy?

    RépondreSupprimer
  6. bjr, mbola misy foana v le formation am zao fotoana izao

    RépondreSupprimer
  7. Intéressant!!! moi ce qui m'intéresserai, c'est un hho, pour ma voiture, et un générateur assez puissant, pour faire fonctionner un chalumeau et un brûleur pour cuire des aliments : alain.cathicia@gmail.com

    RépondreSupprimer