jeudi 23 mai 2013

efa nahavita 8è promotion isika zao!

Vita tamin'ny alarobia 22 mai teo ny 8è promotion, ny vaovao tamin'iny fiofanana iny indray dia ny fahavitan'ny mpiofana iray DRY CELL lehibe sy matanjaka , tena mihazakazaka ny fiparitahan'ity teknika ity, ary tena maranin-tsaina isika Malagasy!
 amin'ny 29 Mai indray ny fiofanana manaraka ary ao amin'ny CEG 67ha ihany!