mardi 30 juillet 2013

KIT HHO POUR SCOOTER A MADAGASCAR

Afaka andro vitsivitsy dia hivoaka ny kit HHO (pile à hydrogène) hoan'ny scooter eto Madagasikara , izay ahafahana mamadika ny rano ho fanampin'ny carburant azahoana économie de carburant , Kit hoan'ny scooter ity hivoaka amin'ity herinandro ity, tena hafakely ilay izy ny endriny na ny système , misaotra an'ireo namana nanampy rehetra, na tamin'ny vola izany na tamin'ny fikarohana teknika! Hisy article hataon'ny mpanao gazety momba azy io amin'ny zoma na sabotsy izao, @ izay ihany koa vao azo avoaka ny sariny!!!

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire