jeudi 16 avril 2015

FIOFANANA HHO 2015 (01 Mai 2015)

Fiofanana FAMADIHANA NY RANO HO FANAMPY CARBURNAT- FORMATION HHO - Tokana hoan'ity taona 2015 ity!
FOMBA FAMADIHANA NY RANO HO FANAMPIN'NY CARBURANT
Nohon'ny fangatahan'ireo olona marobe dia haverina ilay fampianarana sy fampiofanana mikasika ny "Fomba famadihana ny rano ho fanampy Carburant"
FIOFANANA TOKANA HOAN' ITY TAONA 2015 ITY
- FORMATION "HHO"-
Economiseur de Carburant (HHO)
Fomba famadihana ny rano ho fanampin'ny Carburant
Zoma 01 Mai 2015 (9h Maraina na 2h Hariva)
Lot 218 Cite Ambodinisotry (40m Akaiky Arret Ambodinisotry + Cabinet Ivotoerana fitsaboana ZOKY ANDRY)
Droit de formation 20 000Ar
Hozaraina Fiche technique + video CD ny mpiofana
Antsoy mialoha ny 034 55 855 22 (Zoky andry) Fa tery kely ny toerana. (Ampitapitao fa sao misy manenina!)


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire