vendredi 21 décembre 2012

Manao fampiharana ny mpiofana,tafita ny hafatra

Anisan'ireo mpiofana tamin'ny promotion farany (4è) teo i Andri hasina, nalaiko tao amin'ny compte facebook ity sary anakiroa ity, mahafinaritra ny mahita ireo mpiofana miroso amin'ny fanaovana fampiharana toy izao:
Marihiko fa hatreto aloha dia tsy misy eritreritra na teti-kasa amin'ny fanohizana ny fampiofanana mihintsy ny tenako amin'io taona 2013 ho avy  io (tena tsy misy fotoana). fa mbola mamarina ihany "bravo à  Andri Hasina"

1 commentaire:

  1. it looks like the hho kit I use !
    http://www.hho-plus.com/hho-kit
    thanks for sharing !

    RépondreSupprimer